Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"Manao izay sitrapony rehetra Jehovah, Na any amin'ny lanitra, na ety ambonin'ny tany, Na any amin'ny ranomasina sy ny rano lalina rehetra."— Salamo 135:6 "Tout ce que l'Eternel veut, il le fait, Dans les cieux et sur la terre, Dans les mers et dans tous...

Lire la suite

"fa ny adala amin'izao tontolo izao no nofidin'Andriamanitra hampahamenatra ny hendry; ary ny malemy amin'izao tontolo izao no nofidin'Andriamanitra hampahamenatra ny mahery;"— IKorintiana 1:27 "Mais Dieu a choisi les choses folles du monde pour confondre...

Lire la suite

"Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany." (Jaona 15:13) "Il n'y a pas de plus grand amour que de donner sa vie pour ses amis." (Jean 15:13) "Greater love has no one than this: to lay down one’s life for...

Lire la suite

"Jehovah ô, mandrakizay ny anaranao; Jehovah ô, hihatra amin'ny taranaka fara mandimby ny fahatsiarovana Anao."— Salamo 135:13 "Eternel! ton nom subsiste à toujours, Eternel! ta mémoire dure de génération en génération."— Psaumes 135:13 "O Lord, your...

Lire la suite

"Aoka ho fantatry ny olona rehetra ny fandeferanareo. Efa mby akaiky ny Tompo."— Filipiana 4:5 "Que votre douceur soit connue de tous les hommes. Le Seigneur est proche."— Philippiens 4:5 "Let your gentle behaviour be clear to all men. The Lord is near."—...

Lire la suite

"Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery; Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra; Handeha izy, nefa tsy ho reraka." (Isaia 40:31) "Mais ceux qui se confient en l'Éternel renouvellent leur force. Ils...

Lire la suite

"Raha noana ny fahavalonao, omeo hanina izy; Ary raha mangetaheta izy, omeo rano hosotroiny;"— Ohabolana 25:21 "Si ton ennemi a faim, donne-lui du pain à manger; S'il a soif, donne-lui de l'eau à boire."— Proverbes 25:21 "If your hater is in need of food,...

Lire la suite

"Ny mpamafy dia mamafy ny teny."— Marka 4:14 "Le semeur sème la parole."— Marc 4:14 "The seed is the word."— Mark 4:14

Lire la suite

"Dia handroso aman-toky hianao, Ka tsy ho tafintohina ny tongotrao." (Ohabolana 3:23) "Alors tu marcheras avec assurance dans ton chemin, Et ton pied ne heurtera pas." (Proverbes 3:23) "Then you will go on your way in safety, and your foot will not stumble."...

Lire la suite

"Fa tsy nomen’ Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena." (2 Timoty 1:7) "Car ce n'est pas un esprit de timidité que Dieu nous a donné, mais un esprit de force, d'amour et de sagesse." (2 Timothée 1:7) "For the...

Lire la suite
1 2 > >>