Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"Raha ny mahery mivonona amin’ ny fiadiany no miaro ny tranony, dia tsy haninona ny fananany." (Lioka 11:21) "Lorsqu'un homme fort et bien armé garde sa maison, ce qu'il possède est en sûreté." (Luc 11:21) "When a strong man, fully armed, guards his own...

Lire la suite

"Ary hianareo dia efa novelominy, fony mbola matin'ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo,"— Efesiana 2:1 "Vous étiez morts par vos offenses et par vos péchés,"— Ephésiens 2:1 "And to you did he give life, when you were dead through your wrongdoing and sins,"—...

Lire la suite

"Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana; fa izy no hovokisana."— Matio 5:6 "Heureux ceux qui ont faim et soif de la justice, car ils seront rassasiés!"— Matthieu 5:6 "Happy are those whose heart's desire is for righteousness: for they will have...

Lire la suite

"Ary raha ny Fanahin'Izay nanangana an'i Jesosy tamin'ny maty no mitoetra ao anatinareo, dia Izay nanangana an'i Kristy Jesosy tamin'ny maty no hamelona ny tenanareo mety maty amin'ny Fanahiny, Izay mitoetra ao anatinareo."— Romana 8:11 "Et si l'Esprit...

Lire la suite

"Raha tsy misy mpitondra, dia rava ny firenena; Fa handry fahizay, raha maro ny mpanolo-tsaina."— Ohabolana 11:14 "Quand la prudence fait défaut, le peuple tombe; Et le salut est dans le grand nombre des conseillers."— Proverbes 11:14 "When there is no...

Lire la suite

"Ary tsy izany ihany koa, fa mifaly amin'Andriamanitra isika amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nahazoantsika ny fihavanana ankehitriny."— Romana 5:11 "Et non seulement cela, mais encore nous nous glorifions en Dieu par notre Seigneur Jésus-Christ,...

Lire la suite

"ary hianareo dia tanteraka ao aminy, sady Izy no Lohan'ny fanapahana sy ny fahefana rehetra,"— Kolosiana 2:10 "Vous avez tout pleinement en lui, qui est le chef de toute domination et de toute autorité."— Colossiens 2:10 "And you are complete in him,...

Lire la suite

"ary izay te-ho ambony indrindra aminareo dia ho mpanomponareo."— Matio 20:27 "et quiconque veut être le premier parmi vous, qu'il soit votre esclave."— Matthieu 20:27 "And whoever has a desire to be first among you, let him take the lowest place:"— Matthew...

Lire la suite

"Fa aleo hianao hantsoina hoe: Miakara aty, Toy izay hatambotsotra eo imason'ny manan-kaja izay hitan'ny masonao."— Ohabolana 25:7 "Car il vaut mieux qu'on te dise: Monte-ici! Que si l'on t'abaisse devant le prince que tes yeux voient."— Proverbes 25:7...

Lire la suite

"ANAKA, tandremo ny fahendreko, Ary atongilano ny sofinao ho amin'ny fahalalako,"— Ohabolana 5:1 "Mon fils, sois attentif à ma sagesse, Prête l'oreille à mon intelligence,"— Proverbes 5:1 "My son, give attention to my wisdom; let your ear be turned to...

Lire la suite
1 2 > >>