Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"Fa hoy ny Soratra Masina: Tsy ho menatra izay rehetra mino Azy (Isa. 28. 16)."— Romana 10:11 "selon ce que dit l'Ecriture: Quiconque croit en lui ne sera point confus."— Romains 10:11 "Because it is said in the holy Writings, Whoever has faith in him...

Lire la suite

"Fa Andriamanitro hahatanteraka izay rehetra tokony ho anareo araka ny hareny amin'ny voninahitra ao amin'i Kristy Jesosy."— Filipiana 4:19 "Et mon Dieu pourvoira à tous vos besoins selon sa richesse, avec gloire, en Jésus-Christ."— Philippiens 4:19 "And...

Lire la suite

"Dia nahare feo tahaka ny an'ny vahoaka betsaka aho, sy tahaka ny firohondrohon'ny rano be, ary tahaka ny fikotroky ny kotrokorana mafy nanao hoe: Haleloia! Fa ny Tompo Andriamanitsika, dia ny Tsitoha, no Mpanjaka."— Apokalypsy 19:6 "Et j'entendis comme...

Lire la suite

"Fa Andriamanitry ny faharetana sy ny fiononana anie hampiray hevitra anareo araka an'i Kristy Jesosy."— Romana 15:5 "Que le Dieu de la persévérance et de la consolation vous donne d'avoir les mêmes sentiments les uns envers les autres selon Jésus-Christ,"—...

Lire la suite

"Toroy ny hendry, dia hihahendry izy; Ampianaro ny marina, dia hitombo saina izy."— Ohabolana 9:9 "Donne au sage, et il deviendra plus sage; Instruis le juste, et il augmentera son savoir."— Proverbes 9:9 "Give teaching to a wise man, and he will become...

Lire la suite

"Hisaotra an'i Jehovah Izay manome saina ahy aho; ary na amin'ny alina aza dia mananatra* ahy ny foko**. [*Na: mamporisika][**Heb: voako]"— Salamo 16:7 "Je bénis l'Eternel, mon conseiller; La nuit même mon coeur m'exhorte."— Psaumes 16:7 "I will give...

Lire la suite

"Ny fo mionona no fiainan'ny nofo; Fa ny fahamaimaizan-tsaina dia mahalo ny taolana."— Ohabolana 14:30 "Un coeur calme est la vie du corps, Mais l'envie est la carie des os."— Proverbes 14:30 "A quiet mind is the life of the body, but envy is a disease...

Lire la suite

"Ary aoka ny faharetana hisy asa tanteraka, mba ho tanteraka sy tonga ohatra hianareo, ka tsy hisy tsy ampy na inona na inona."— Jakoba 1:4 "Mais il faut que la patience accomplisse parfaitement son oeuvre, afin que vous soyez parfaits et accomplis, sans...

Lire la suite

"Moa ny loharano va mamoaka rano mamy sy mangidy eo amin'ny vavany iray ihany?"— Jakoba 3:11 "La source fait-elle jaillir par la même ouverture l'eau douce et l'eau amère?"— Jacques 3:11 "Does the fountain send from the same outlet sweet and bitter water?"—...

Lire la suite

"tsy manao na inona na inona amin'ny fifampiandaniana, na mandrani-tena foana; fa amin'ny fanetren-tena dia aoka samy hanao ny namany ho mihoatra noho ny tenany."— Filipiana 2:3 "Ne faites rien par esprit de parti ou par vaine gloire, mais que l'humilité...

Lire la suite
1 2 > >>