Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo."— IKorintiana 1:3 "que la grâce et la paix vous soient données de la part de Dieu notre Père et du Seigneur Jésus-Christ!"— 1 Corinthiens 1:3 "Grace...

Lire la suite

"Ny tsara fanahy mahazo sitraka amin'i Jehovah; Fa ny mamoron-tsain-dratsy hohelohiny."— Ohabolana 12:2 "L'homme de bien obtient la faveur de l'Eternel, Mais l'Eternel condamne celui qui est plein de malice."— Proverbes 12:2 "A good man has grace in the...

Lire la suite

"Ary tsy ketraka izahay; fa na dia mihalevona aza ny toetray ivelany, dia havaozina isan-andro isan-andro kosa ny toetray anatiny."— IIKorintiana 4:16 "C'est pourquoi nous ne perdons pas courage. Et lors même que notre homme extérieur se détruit, notre...

Lire la suite

"Izay mino ny Zanaka manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran'Andriamanitra no mitoetra eo aminy."— Jaona 3:36 "Celui qui croit au Fils a la vie éternelle; celui qui ne croit pas au Fils ne verra...

Lire la suite

"Fa navotany ny fanahiko mba tsy hivarina any an-davaka, ary mifaly ny aiko amin’ ny fahitana ny mazava." (Joba 33:28) "Dieu a délivré mon âme pour qu'elle n'entrât pas dans la fosse, Et ma vie s'épanouit à la lumière!" (Job 33:28) "God has delivered...

Lire la suite

"Elia dia olona tahaka antsika ihany, ary izy nahery nivavaka mba tsy hilatsahan'ny ranonorana, dia tsy nilatsaka tamin'ny tany ny ranonorana telo taona sy enim-bolana."— Jakoba 5:17 "Elie était un homme de la même nature que nous: il pria avec instance...

Lire la suite

"Izay mahambim-bava no miaro ny ainy; [Na: ny fanahiny.] Fa izay vavana dia haringana."— Ohabolana 13:3 "Celui qui veille sur sa bouche garde son âme; Celui qui ouvre de grandes lèvres court à sa perte."— Proverbes 13:3 "He who keeps a watch on his mouth...

Lire la suite

"Fa fony mbola teo aminareo ihany aza izahay, dia nandidy anareo hoe: Raha misy tsy mety miasa, dia aoka tsy hihinana izy."— IITesaloniana 3:10 "Car, lorsque nous étions chez vous, nous vous disions expressément: Si quelqu'un ne veut pas travailler, qu'il...

Lire la suite

"Mihirà ho Azy, mankalazà Azy; Saintsaino ny fahagagana rehetra ataony."— ITantara 16:9 "Chantez, chantez en son honneur! Parlez de toutes ses merveilles!"— 1 Chroniques 16:9 "Let your voice be sounded in songs and melody; let all your thoughts be of...

Lire la suite

"Izaho Jesosy naniraka ny anjeliko hanambara aminareo ireo zavatra ireo ho an'ny fiangonana. Izaho no Solofo sy taranak'i Davida, ny Kintana mamirapiratra fitarika andro."— Apokalypsy 22:16 "Moi, Jésus, j'ai envoyé mon ange pour vous attester ces choses...

Lire la suite
1 2 3 > >>