Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"Ary ho fantatr'izao fiangonana rehetra izao fa tsy sabatra sy lefona no amonjen'i Jehovah; fa an'i Jehovah ny ady, ary hanolotra anareo ho eo an-tananay Izy."— ISamoela 17:47 "Et toute cette multitude saura que ce n'est ni par l'épée ni par la lance...

Lire la suite

"Hisaotra an'i Jehovah Izay manome saina ahy aho; ary na amin'ny alina aza dia mananatra* ahy ny foko**. [*Na: mamporisika][**Heb: voako]"— Salamo 16:7 "Je bénis l'Eternel, mon conseiller; La nuit même mon coeur m'exhorte."— Psaumes 16:7 "I will give...

Lire la suite

"Ary hadinonareo ny fananarana izay milaza aminareo toy ny amin'ny zanaka hoe: "Anaka, aza atao ho zavatra kely ny famaizana ataon'i Jehovah, ary aza rereka raha resi-lahatry ny anatra ataony hianao;"— Hebreo 12:5 "Et vous avez oublié l'exhortation qui...

Lire la suite

"Mamindrà fo amiko, Jehovah ô, fa reraka aho; sitrano aho, Jehovah ô, fa mihozohozo ny taolako."— Salamo 6:2 "Aie pitié de moi, Eternel! car je suis sans force; Guéris-moi, Eternel! car mes os sont tremblants."— Psaumes 6:2 "Have mercy on me, O Lord,...

Lire la suite

"Fa ny olona ory dia vonjenao; Fa ny masonao manandrina ny mpiavonavona, ka aetrinao ireny."— IISamoela 22:28 "Tu sauves le peuple qui s'humilie, Et de ton regard, tu abaisses les orgueilleux."— 2 Samuel 22:28 "For you are the saviour of those who are...

Lire la suite

"Ary ny Tompon'ny fiadanana anie hanome anareo fiadanana mandrakariva amin'ny zavatra rehetra. Ho aminareo rehetra anie ny Tompo."— IITesaloniana 3:16 "Que le Seigneur de la paix vous donne lui-même la paix en tout temps, de toute manière! Que le Seigneur...

Lire la suite

"Izy no ananantsika fanavotana amin'ny rany, dia ny famelana ny fahadisoantsika, araka ny haren'ny fahasoavany,"— Efesiana 1:7 "En lui nous avons la rédemption par son sang, la rémission des péchés, selon la richesse de sa grâce,"— Ephésiens 1:7 "In whom...

Lire la suite

"Ary izao no sitrapon'Izay naniraka Ahy, dia ny tsy hamelako hisy very izay rehetra nomeny Ahy, fa hatsangako indray amin'ny andro farany izy."— Jaona 6:39 "Or, la volonté de celui qui m'a envoyé, c'est que je ne perde rien de tout ce qu'il m'a donné,...

Lire la suite

"Fa raha velona isika, dia velona ho an'ny Tompo; ary raha maty isika, dia maty ho an'ny Tompo; koa amin'izany, na velona na maty isika, dia an'ny Tompo ihany."— Romana 14:8 "Car si nous vivons, nous vivons pour le Seigneur; et si nous mourons, nous mourons...

Lire la suite

"Aoka ny fitiavana ho amin'ny tsi-fihatsarambelatsihy; mankahalà ny ratsy; mifikira amin'ny tsara."— Romana 12:9 "Que la charité soit sans hypocrisie. Ayez le mal en horreur; attachez-vous fortement au bien."— Romains 12:9 "Let love be without deceit....

Lire la suite
1 2 3 > >>