Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"Matokia an'i Jehovah mandrakizay, fa Jehovah Tompo no Vatolampy mandrakizay." (Isaia 26:4) "Confiez-vous en l'Éternel à perpétuité, Car l'Éternel, l'Éternel est le rocher des siècles." (Esaïe 26:4) "Trust in the LORD forever, for the LORD, the LORD himself,...

Lire la suite

"Ary ankehitriny, anaka, tomoera ao aminy, mba hananantsika fahasahiana, raha hiseho Izy, ka tsy ho menatra eo anatrehany amin'ny fihaviany."— IJaona 2:28 "Et maintenant, petits enfants, demeurez en lui, afin que, lorsqu'il paraîtra, nous ayons de l'assurance,...

Lire la suite

"Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery; Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra; Handeha izy, nefa tsy ho reraka." (Isaia 40:31) "Mais ceux qui se confient en l'Éternel renouvellent leur force. Ils...

Lire la suite

"Fa izay an'i Kristy Jesosy dia efa nanombo ny nofony mbamin'ny faniriany sy ny filàny tamin'ny hazo fijaliana."— Galatiana 5:24 "Ceux qui sont à Jésus-Christ ont crucifié la chair avec ses passions et ses désirs."— Galates 5:24 "And those who are Christ's...

Lire la suite

"Anaka, aza manadino ny lalàko; Fa aoka ny fonao hitandrina ny didiko." (Ohabolana 3:1) "Mon fils, n'oublie pas mes enseignements, Et que ton cœur garde mes préceptes." (Proverbes 3:1) "My son, do not forget my teaching, but keep my commands in your heart."...

Lire la suite

"Miravaha fahalehibiazana sy tabiha hianao, ary mitafia famirapiratana sy voninahitra." (Joba 40:10) "Orne-toi de magnificence et de grandeur, Revêts-toi de splendeur et de gloire." (Job 40:10) "Then adorn yourself with glory and splendor, and clothe...

Lire la suite

"Ry malala, mangataka aho mba hambinina sy ho salama amin’ ny zavatra rehetra anie hianao, tahaka izay anambinana ny fanahinao ihany." (3 Jaona 1:2) "Bien-aimé, je souhaite que tu prospères à tous égards et sois en bonne santé, comme prospère l'état de...

Lire la suite

"Nefa Hianao, Jehovah ô, mipetraka manjaka mandrakizay; Ary ny fahatsiarovana Anao mihatra amin’ ny taranaka fara mandimby." (Salamo 102:12) "Mais toi, Éternel! tu règnes à perpétuité, Et ta mémoire dure de génération en génération." (Psaumes 102:12)...

Lire la suite

"Mihaona ny malahelo sy ny mpampahory; Jehovah no manazava ny mason’ izy roa tonta." (Ohabolana 29:13) "Le pauvre et l'oppresseur se rencontrent; C'est l'Éternel qui éclaire les yeux de l'un et de l'autre." (Proverbes 29:13) "The poor and the oppressor...

Lire la suite

"Tsarovy ny hankalaza ny asany, Izay efa nataon'ny olona an-kira." (Joba 36:24) "Souviens-toi d'exalter ses oeuvres, Que célèbrent tous les hommes." (Job 36:24) "Remember to extol his work, which people have praised in song." (Job 36:24)

Lire la suite
1 2 > >>