Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"Ny rariny no hialoha Azy, Sady hizotra hanaraka ny diany eny an-dalana." (Salamo 85:13) "La justice marchera devant lui, Et imprimera ses pas sur le chemin." (Psaumes 85:13) "Righteousness goes before him and prepares the way for his steps." (Psalm...

Lire la suite

"Izy tsy niaro ny Zanani-lahy, fa natolony hamonjy antsika rehetra Izy, tsy homeny antsika miaraka aminy maimaimpoana koa va ny zavatra rehetra?"— Romana 8:32 "Lui, qui n'a point épargné son propre Fils, mais qui l'a livré pour nous tous, comment ne nous...

Lire la suite

"Izaho no Alfa sy Omega, ny Voalohany sy ny Farany, ny fiandohana sy ny fiafarana."— Apokalypsy 22:13 "Je suis l'alpha et l'oméga, le premier et le dernier, le commencement et la fin."— Apocalypse 22:13 "I am the First and the Last, the start and the...

Lire la suite

"Aleo anatra imaso Toy izay fitia afenina." (Ohabolana 27:5) "Mieux vaut une réprimande ouverte Qu'une amitié cachée." (Proverbes 27:5) "Better is open rebuke than hidden love." (Proverbs 27:5)

"Eny an-danitra Jehovah miondrika mijery ny zanak’ olombelona, mba hizaha na misy hendry mitady an’ Andriamanitra." (Salamo 14:2) "L'Éternel, du haut des cieux, regarde les fils de l'homme, Pour voir s'il y a quelqu'un qui soit intelligent, Qui cherche...

Lire la suite

"Fa ankehitriny, masìna hianareo, mba atreho kely aho, dia ho hitanareo fa tsy handainga tsy akory aho." (Joba 6:28) "Regardez-moi, je vous prie! Vous mentirais-je en face?" (Job 6:28) "But now be so kind as to look at me. Would I lie to your face?" (Job...

Lire la suite

"Misaora an’ i Jehovah, ny asany rehetra eran’ ny fanjakany; Misaora an’ i Jehovah, ry fanahiko." (Salamo 103:22) "Bénissez l'Éternel, vous toutes ses œuvres, Dans tous les lieux de sa domination! Mon âme, bénis l'Éternel. (Psaumes 103:22) "Praise the...

Lire la suite

"Fa navotany ny fanahiko mba tsy hivarina any an-davaka, ary mifaly ny aiko amin’ ny fahitana ny mazava." (Joba 33:28) "Dieu a délivré mon âme pour qu'elle n'entrât pas dans la fosse, Et ma vie s'épanouit à la lumière!" (Job 33:28) "God has delivered...

Lire la suite

"Ny làlan'ny adala dia mahitsy eo imasony; Fa izay mino anatra no hendry."— Ohabolana 12:15 "La voie de l'insensé est droite à ses yeux, Mais celui qui écoute les conseils est sage."— Proverbes 12:15 "The way of the foolish man seems right to him? but...

Lire la suite