Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"Mampody ny efitra ho rano monina Izy Sy ny tany maina ho loharano,"— Salamo 107:35 "Il change le désert en étang, Et la terre aride en sources d'eaux,"— Psaumes 107:35 "He makes a waste land into a place of water, and a dry land into water-springs."—...

Lire la suite

"Hoy izaho ny amin'i Jehovah: Tompoko Hianao; tsy misy soa ananako azo oharina aminao;"— Salamo 16:2 "Je dis à l'Eternel: Tu es mon Seigneur, Tu es mon souverain bien!"— Psaumes 16:2 "O my soul, you have said to the Lord, You are my Lord: I have no good...

Lire la suite

"Tahaka ny fandresinao ny hainandro izay mamely ny tany karankaina no andresenao ny fitabataban'ny firenena hafa; Eny, tahaka ny amin'ny hainandro resin'ny aloky ny rahona matevina no andresena ny fanakoran'ny olon-dozabe."— Isaia 25:5 "Comme tu domptes...

Lire la suite

"Fa andro maro no eo an-tànany ankavanana; Ary harena sy voninahitra no eo an-tànany ankavia." (Ohabolana 3:16) "Dans sa droite est une longue vie; Dans sa gauche, la richesse et la gloire." (Proverbes 3:16) "Long life is in her right hand; in her left...

Lire la suite

"Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny razantsika, Izay efa nanisy izany tao am-pon'ny mpanjaka hahatsara tarehy ny tranon'i Jehovah any Jerosalema,"— Ezra 7:27 "Béni soit l'Eternel, le Dieu de nos pères, qui a disposé le coeur du roi à glorifier ainsi...

Lire la suite

"Fa Hianao mamonjy ny olona ory; ary ny maso miandranandrana kosa aetrinao."— Salamo 18:27 "Tu sauves le peuple qui s'humilie, Et tu abaisses les regards hautains."— Psaumes 18:27 "For you are the saviour of those who are in trouble; but eyes full of...

Lire la suite

"Ny fankahalana ny ratsy no fahatahorana an'i Jehovah. Ny fiavonavonana sy ny fireharehana sy ny làlana ratsy Ary ny vava fandainga dia samy halako avokoa."— Ohabolana 8:13 "La crainte de l'Eternel, c'est la haine du mal; L'arrogance et l'orgueil, la...

Lire la suite

"Fa natolotro anareo ho isan'ny zavatra voalohany indrindra ilay noraisiko, dia izao: Kristy maty noho ny fahotantsika araka ny Soratra Masina,"— IKorintiana 15:3 "Je vous ai enseigné avant tout, comme je l'avais aussi reçu, que Christ est mort pour nos...

Lire la suite

"Aoka tsy haloaky ny vavanareo izay teny maloto, fa izay tsara ho fampandrosoana, araka izay tokony hanaovana, mba hahazoan'ny mihaino fahasoavana."— Efesiana 4:29 "Qu'il ne sorte de votre bouche aucune parole mauvaise, mais, s'il y a lieu, quelque bonne...

Lire la suite

"Aoka hidera an'i Jehovah ireo noho ny famindram-pony Sy ny fahagagana ataony amin'ny zanak'olombelona!"— Salamo 107:31 "Qu'ils louent l'Eternel pour sa bonté, Et pour ses merveilles en faveur des fils de l'homme!"— Psaumes 107:31 "Let men give praise...

Lire la suite
1 2 > >>