Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"ary ny teniko sy ny tori-teniko dia tsy tamin'ny teny fahendrena mahataona, fa tamin'ny fanehoan'ny Fanahy sy ny hery,"— IKorintiana 2:4 "et ma parole et ma prédication ne reposaient pas sur les discours persuasifs de la sagesse, mais sur une démonstration...

Lire la suite

"Ary nahita ny lanitra voasokatra aho, ka, indro, nisy soavaly fotsy; ary Izay nitaingina azy dia atao hoe: Mahatoky sy Marina, ary amin'ny fahamarinana no itsarany sy iadiany."— Apokalypsy 19:11 "Puis je vis le ciel ouvert, et voici, parut un cheval...

Lire la suite

"Izay nasehon'Andriamanitra tamin'ny rany ho fanavotana amin'ny finoana, hanehoana ny fahamarinany amin'ny tsy namalian'Andriamanitra ny fahotana lasa tamin'ny nandeferany,"— Romana 3:25 "C'est lui que Dieu a destiné, par son sang, à être, pour ceux qui...

Lire la suite

"Raha mbola niteny izy, indro, nisy rahona mazava nanarona azy ireo; ary, injao, nisy feo avy tao amin'ny rahona nanao hoe: Ity no Zanako malalako Izay sitrako; Izy no henoy."— Matio 17:5 "Comme il parlait encore, une nuée lumineuse les couvrit. Et voici,...

Lire la suite

"Izay mankahala anao hitafy henatra; Ary tsy hisy intsony ny lain'ny ratsy fanahy."— Joba 8:22 "Tes ennemis seront couverts de honte; La tente des méchants disparaîtra."— Job 8:22 "Your haters will be clothed with shame, and the tent of the sinner will...

Lire la suite

"Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra;"— Efesiana 2:8 "Car c'est par la grâce que vous êtes sauvés, par le moyen de la foi. Et cela ne vient pas de vous, c'est le don de Dieu."—...

Lire la suite

"Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran' ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany."— Matio 24:14 "Cette bonne nouvelle du royaume sera prêchée dans le monde entier, pour servir de témoignage...

Lire la suite

"Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny."— Matio 24:24 "Car il s'élèvera de faux Christs et de faux prophètes; ils feront de grands...

Lire la suite

"Ary hianareo dia efa novelominy, fony mbola matin'ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo,"— Efesiana 2:1 "Vous étiez morts par vos offenses et par vos péchés,"— Ephésiens 2:1 "And to you did he give life, when you were dead through your wrongdoing and sins,"—...

Lire la suite

"Ny fanahin'ny kamo maniry, fa tsy mba mahazo; Fa ny fanahin'ny mazoto hohatavezina."— Ohabolana 13:4 "L'âme du paresseux a des désirs qu'il ne peut satisfaire; Mais l'âme des hommes diligents sera rassasiée."— Proverbes 13:4 "The hater of work does not...

Lire la suite
1 2 > >>