Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"Mandoava amin'izy rehetra izay tokony ho azy avy: vola hetra ho an'izay tokony handoavan-ketra, fadin-tseranana ho an'izay tokony handoavana fadin-tseranana, tahotra ho an'izay tokony hatahorana, haja ho an'izay tokony hohajaina."— Romana 13:7 "Rendez...

Lire la suite

"Ry rahalahiko, ny aviavy va mety mamoa voan'oliva, na ny voaloboka mamoa voan'aviavy? Toy izany ny rano masirasira tsy mba ivoahan'ny mamy."— Jakoba 3:12 "Un figuier, mes frères, peut-il produire des olives, ou une vigne des figues? De l'eau salée ne...

Lire la suite

"Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany."— Matio 6:33 "Cherchez premièrement le royaume et la justice de Dieu; et toutes ces choses vous seront données par-dessus."— Matthieu 6:33 "But let your first...

Lire la suite

"Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy; Fa ny adala manao tsinontsinona an-dreniny."— Ohabolana 15:20 "Un fils sage fait la joie de son père, Et un homme insensé méprise sa mère."— Proverbes 15:20 "A wise son makes a glad father, but a foolish man has no...

Lire la suite

"fa milaza ny fahendren'Andriamanitra izahay ka maneho zava-niafina, dia fahendrena izay nafenina sady voatendrin'Andriamanitra ho voninahintsika talohan'ny nanaovana izao tontolo izao;"— IKorintiana 2:7 "nous prêchons la sagesse de Dieu, mystérieuse...

Lire la suite

"Farany, ry rahalahy, mivavaha ho anay, mba handehanan'ny tenin'ny Tompo faingana ka hankalazaina toy ny eo aminareo,"— IITesaloniana 3:1 "Au reste, frères, priez pour nous, afin que la parole du Seigneur se répande et soit glorifiée comme elle l'est...

Lire la suite

"Fa voasoratra hoe: Raha velona koa Aho, hoy Jehovah, ny lohalika rehetra handohalika amiko, Ary ny lela rehetra hidera an'Andriamanitra (Isa. 45. 23)."— Romana 14:11 "Car il est écrit: Je suis vivant, dit le Seigneur, Tout genou fléchira devant moi,...

Lire la suite

"Fa isika no voafora, izay manompo amin'ny Fanahin'Andriamanitra ary manao an'i Kristy Jesosy ho reharehantsika ka tsy mitoky amin'ny nofo;"— Filipiana 3:3 "Car les circoncis, c'est nous, qui rendons à Dieu notre culte par l'Esprit de Dieu, qui nous glorifions...

Lire la suite

"Ary Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin'ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra amin'ny finoanareo, mba hitomboanareo amin'ny fanantenana noho ny herin'ny Fanahy Masina."— Romana 15:13 "Que le Dieu de l'espérance vous remplisse de toute...

Lire la suite

"Tsy manana fifaliana mihoatra noho izao aho, dia ny andrenesako fa mandeha araka ny fahamarinana ny zanako."— IIIJaona 1:4 "Je n'ai pas de plus grande joie que d'apprendre que mes enfants marchent dans la vérité."— 3 Jean 1:4 "I have no greater joy than...

Lire la suite
1 2 3 > >>