Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"Tsy mivily va izay manao asa [Na: misaina ny.] ratsy? Fa famindrampo sy fahamarinana no ho an'Izay manao asa [Na: misaina ny.] tsara."— Ohabolana 14:22 "Ceux qui méditent le mal ne s'égarent-ils pas? Mais ceux qui méditent le bien agissent avec bonté...

Lire la suite

"Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy."— IKorintiana 3:11 "Car personne ne peut poser un autre fondement que celui qui a été posé, savoir Jésus-Christ."— 1 Corinthiens 3:11 "For there is no other base for the building...

Lire la suite

"Ny anaran’ i Jehovah dia tilikambo mafy; Ny marina miezaka ho ao aminy ka voavonjy." (Ohabolana 18:10) "Le nom de l'Éternel est une tour forte; Le juste s'y réfugie, et se trouve en sûreté.' 'Proverbes 18:10) "The name of the LORD is a fortified tower;...

Lire la suite

"Ny hevitra rehetra dia aorin’ ny fisainana, Ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady." (Ohabolana 20:18) "Les projets s'affermissent par le conseil; Fais la guerre avec prudence." (Proverbes 20:18) "Plans are established by seeking advice; so...

Lire la suite

"Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery; Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra; Handeha izy, nefa tsy ho reraka." (Isaia 40:31) "Mais ceux qui se confient en l'Éternel renouvellent leur force. Ils...

Lire la suite

"Mahatoky Andriamanitra, Izay nahatonga ny fiantsoana anareo hanananareo firaisana amin'ny Zanany, dia Jesosy Kristy Tompontsika."— IKorintiana 1:9 "Dieu est fidèle, lui qui vous a appelés à la communion de son Fils, Jésus-Christ notre Seigneur."— 1 Corinthiens...

Lire la suite

"Mangataha ranonorana amin'i Jehovah ianareo amin'ny andro fara-orana, Dia amin'i Jehovah, Izay manao ny helatra; Ranonorana mivatravatra no homeny azy, Eny, samy homeny ny zava-maitso any an-tsaha ireny."— Zakaria 10:1 "Demandez à l'Eternel la pluie,...

Lire la suite

"Ny fanahin’ ny kamo maniry, fa tsy mba mahazo; Fa ny fanahin’ ny mazoto hohatavezina." (Ohabolana 13:4) "L'âme du paresseux a des désirs qu'il ne peut satisfaire; Mais l'âme des hommes diligents sera rassasiée." (Proverbes 13:4) "A sluggard’s appetite...

Lire la suite

"Raha mandray ny fanambaran'ny olona isika, lehibe lavitra ny fanambaran'Andriamanitra; fa ny fanambaran'Andriamanitra dia ny nanambarany ny Zanany."— IJaona 5:9 "Si nous recevons le témoignage des hommes, le témoignage de Dieu est plus grand; car le...

Lire la suite

"Fantatsika fa izay rehetra naterak'Andriamanitra dia tsy manota; fa izay naterak'Andriamanitra dia miaro ny tenany [Na: Ilay naterak'Andriamanitra no miaro azy.], ka tsy mikasika azy akory ilay ratsy."— IJaona 5:18 "Nous savons que quiconque est né de...

Lire la suite
1 2 > >>