Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"Ny diakona koa toy izany ihany, ho maotona tsy miroa teny, tsy tia divay be, tsy tia harena maloto,"— ITimoty 3:8 "Les diacres aussi doivent être honnêtes, éloignés de la duplicité, des excès du vin, d'un gain sordide,"— 1 Timothée 3:8 "Deacons, in the...

Lire la suite

"Fahavetavetana eo imason'i Jehovah ny làlan'ny ratsy fanahy; Fa Izay fatra-panaraka ny fahamarinana no tiany."— Ohabolana 15:9 "La voie du méchant est en horreur à l'Eternel, Mais il aime celui qui poursuit la justice."— Proverbes 15:9 "The way of the...

Lire la suite

"Izaho no Alfa sy Omega, ny Voalohany sy ny Farany, ny fiandohana sy ny fiafarana."— Apokalypsy 22:13 "Je suis l'alpha et l'oméga, le premier et le dernier, le commencement et la fin."— Apocalypse 22:13 "I am the First and the Last, the start and the...

Lire la suite

"Eny, izaho, izay kely noho ny kely indrindra amin'ny olona masina rehetra, no nomena izao fahasoavana izao, dia ny hitory amin'ny jenitilisa ny haren'i Kristy tsy hita lany,"— Efesiana 3:8 "A moi, qui suis le moindre de tous les saints, cette grâce a...

Lire la suite

"Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Raha misy tia Ahy, dia hitandrina ny teniko izy; ary ny Raiko ho tia azy, ary hankao aminy Izahay ka honina ao aminy."— Jaona 14:23 "Jésus lui répondit: Si quelqu'un m'aime, il gardera ma parole, et mon Père l'aimera;...

Lire la suite

"Raha velon'ny Fanahy isika, dia aoka handeha araka ny Fanahy."— Galatiana 5:25 "Si nous vivons par l'Esprit, marchons aussi selon l'Esprit."— Galates 5:25 "If we are living by the Spirit, by the Spirit let us be guided."— Galatians 5:25

Lire la suite

"Be ny fanaintainan’ ny ratsy fanahy, fa izay matoky an’ i Jehovah kosa dia ho hodidinin’ ny famindrampo." (Salamo 32:10) "Beaucoup de douleurs sont la part du méchant, Mais celui qui se confie en l'Éternel est environné de sa grâce." (Psaumes 32:10)...

Lire la suite

"Ny hevitra rehetra dia aorin'ny fisainana, Ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady." (Ohabolana 20:18) "Les projets s'affermissent par le conseil; Fais la guerre avec prudence." (Proverbes 20:18) " Plans are established by seeking advice; so...

Lire la suite

"Ny molotra marina ampitoerina ho mandrakizay; Fa ny lela mandainga dia indray mipì-maso monja."— Ohabolana 12:19 "La lèvre véridique est affermie pour toujours, Mais la langue fausse ne subsiste qu'un instant."— Proverbes 12:19 "True lips are certain...

Lire la suite

"Aza manahy ny tahotra avy tampoka, Na ny rivo-doza mamely [Na: ny fandringanana avy amin'ny.] ny ratsy fanahy, raha avy izany;"— Ohabolana 3:25 "Ne redoute ni une terreur soudaine, Ni une attaque de la part des méchants;"— Proverbes 3:25 "Have no fear...

Lire la suite
1 2 > >>