Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"Manaova soa amin’ i Ziona araka ny fahasoavanao; ataovy ny mandan’ i Jerosalema." (Salamo 51:18) "Répands par ta grâce tes bienfaits sur Sion, Bâtis les murs de Jérusalem" (Psaumes 51:18) "May it please you to prosper Zion, to build up the walls of Jerusalem."...

Lire la suite

"Ny hevitra rehetra dia aorin’ ny fisainana, Ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady." (Ohabolana 20:18) "Les projets s'affermissent par le conseil; Fais la guerre avec prudence." (Proverbes 20:18) "Plans are established by seeking advice; so...

Lire la suite

"Misaora an’ i Jehovah, ny asany rehetra eran’ ny fanjakany; Misaora an’ i Jehovah, ry fanahiko." (Salamo 103:22) "Bénissez l'Éternel, vous toutes ses œuvres, Dans tous les lieux de sa domination! Mon âme, bénis l'Éternel. (Psaumes 103:22) "Praise the...

Lire la suite

"Ary amin'izany andro izany dia hitsangana Mikaela, andrian-dehibe, izay mitsangana hiaro ny zanaky ny firenenao; ary hisy andro fahoriana, izay tsy nisy tahaka azy hatrizay nisian'ny firenena ka hatramin'izany andro izany; ary amin'izany dia ho afaka...

Lire la suite

"Ny ampingako dia ao amin'Andriamanitra, Mpamonjy ny mahitsy fo."— Salamo 7:10 "Mon bouclier est en Dieu, Qui sauve ceux dont le coeur est droit."— Psaumes 7:10 "God, who is the saviour of the upright in heart, is my breastplate."— Psalms 7:10

Lire la suite

"Nanao ny volana ho fotoana Izy, Ary ny masoandro mahalala ny filentehany." (Salamo 104:19) "Il a fait la lune pour marquer les temps; Le soleil sait quand il doit se coucher." (Psaumes 104:19) "He made the moon to mark the seasons, and the sun knows...

Lire la suite

"Sitrano ny marary, atsangano ny maty, diovy ny boka, avoahy ny demonia; efa nahazo maimaimpoana hianareo, koa manomeza maimaimpoana." (Matio 10:8) "Guérissez les malades, ressuscitez les morts, purifiez les lépreux, chassez les démons. Vous avez reçu...

Lire la suite

"Indro, ny mason’ i Jehovah mitsinjo izay matahotra Azy, dia izay manantena ny famindrampony." (Salamo 33:18) "Voici, l'œil de l'Éternel est sur ceux qui le craignent, Sur ceux qui espèrent en sa bonté." (Psaumes 33:18) "But the eyes of the LORD are on...

Lire la suite

"hampitomboina ho anareo anie ny famindrampo sy ny fiadanana ary ny fitiavana."— Joda 1:2 "que la miséricorde, la paix et la charité vous soient multipliées!"— Jude 1:2 "May mercy and peace and love be increased in you."— Jude 1:2

Lire la suite

"Matokia an'i Jehovah mandrakizay, fa Jehovah Tompo no Vatolampy mandrakizay." (Isaia 26:4) "Confiez-vous en l'Éternel à perpétuité, Car l'Éternel, l'Éternel est le rocher des siècles." (Esaïe 26:4) "Trust in the LORD forever, for the LORD, the LORD himself,...

Lire la suite
1 2 > >>