Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"Izany Fanahy izany no santatry ny lovantsika ho amin'ny fanavotana ny olona izay nalainy ho an'ny tenany, ho fiderana ny voninahiny."— Efesiana 1:14 "lequel est un gage de notre héritage, pour la rédemption de ceux que Dieu s'est acquis, à la louange...

Lire la suite

"Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena; Ary ny fahafantarana ny Iray Masina no fahazavan-tsaina."— Ohabolana 9:10 "Le commencement de la sagesse, c'est la crainte de l'Eternel; Et la science des saints, c'est l'intelligence."— Proverbes...

Lire la suite

"Ny hevitra rehetra dia aorin’ ny fisainana, Ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady." (Ohabolana 20:18) "Les projets s'affermissent par le conseil; Fais la guerre avec prudence." (Proverbes 20:18) "Plans are established by seeking advice; so...

Lire la suite

"Toy izany koa no nandidian’ ny Tompo, fa izay mitory ny filazantsara dia hahazo fivelomana amin’ ny filazantsara." (1 Korintiana 9:14) "De même aussi, le Seigneur a ordonné à ceux qui annoncent l'Évangile de vivre de l'Évangile." (1 Corinthiens 9:14)...

Lire la suite

"Izay mino anatra dia ho tonga eo amin’ ny lalan’ ny fiainana; Fa mivily izay mandà anatra." (Ohabolana 10:17) "Celui qui se souvient de la correction prend le chemin de la vie, Mais celui qui oublie la réprimande s'égare." (Proverbes 10:17) "Whoever...

Lire la suite

"Fahavetavetana eo imason'ny mpanjaka ny fanaovan-dratsy; Fa fahamarinana no iorenan'ny seza fiandrianana."— Ohabolana 16:12 "Les rois ont horreur de faire le mal, Car c'est par la justice que le trône s'affermit."— Proverbes 16:12 "Evil-doing is disgusting...

Lire la suite

"Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery; Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra; Handeha izy, nefa tsy ho reraka." (Isaia 40:31) "Mais ceux qui se confient en l'Éternel renouvellent leur force. Ils...

Lire la suite

"Ny fon'ny manan-tsaina mitady fahendrena; Fa ny vavan'ny adala mankamamy ny fahadalana."— Ohabolana 15:14 "Un coeur intelligent cherche la science, Mais la bouche des insensés se plaît à la folie."— Proverbes 15:14 "The heart of the man of good sense...

Lire la suite

"Ary miakanjo akanjo voafafy ra Izy; ary ny anarany atao hoe: Ny tenin'Andriamanitra."— Apokalypsy 19:13 "et il était revêtu d'un vêtement teint de sang. Son nom est la Parole de Dieu."— Apocalypse 19:13 "And he is clothed in a robe washed with blood:...

Lire la suite

"Rano mangatsiaka amin'ny fanahy reraka Ny filazana soa avy any an-tany lavitra."— Ohabolana 25:25 "Comme de l'eau fraîche pour une personne fatiguée, Ainsi est une bonne nouvelle venant d'une terre lointaine."— Proverbes 25:25 "As cold water to a tired...

Lire la suite
1 2 > >>