Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"Misaora an’ i Jehovah, ny asany rehetra eran’ ny fanjakany; Misaora an’ i Jehovah, ry fanahiko." (Salamo 103:22) "Bénissez l'Éternel, vous toutes ses œuvres, Dans tous les lieux de sa domination! Mon âme, bénis l'Éternel. (Psaumes 103:22) "Praise the...

Lire la suite

"Fa Andriamanitro hahatanteraka izay rehetra tokony ho anareo araka ny hareny amin'ny voninahitra ao amin'i Kristy Jesosy."— Filipiana 4:19 "Et mon Dieu pourvoira à tous vos besoins selon sa richesse, avec gloire, en Jésus-Christ."— Philippiens 4:19 "And...

Lire la suite

"Ny hevitra rehetra dia aorin’ ny fisainana, Ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady." (Ohabolana 20:18) "Les projets s'affermissent par le conseil; Fais la guerre avec prudence." (Proverbes 20:18) "Plans are established by seeking advice; so...

Lire la suite

"Izay miasa ny taniny dia ho voky hanina; Fa izay manaraka ny olom-poana [Na: ny zava-poana] dia tsy ampy saina."— Ohabolana 12:11 "Celui qui cultive son champ est rassasié de pain, Mais celui qui poursuit des choses vaines est dépourvu de sens."— Proverbes...

Lire la suite

"Fa Izaho Jehovah Andriamanitrao no mitantana ny tananao ankavanana, dia ilay manao aminao hoe: Aza matahotra, Izaho no hamonjy anao." (Isaia 41:13) "Car je suis l'Éternel, ton Dieu, Qui fortifie ta droite, Qui te dis: Ne crains rien, Je viens à ton secours."...

Lire la suite

"Ary Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin'ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra amin'ny finoanareo, mba hitomboanareo amin'ny fanantenana noho ny herin'ny Fanahy Masina."— Romana 15:13 "Que le Dieu de l'espérance vous remplisse de toute...

Lire la suite