Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"Koa raha niara-natsangana tamin'i Kristy hianareo, dia katsaho ny zavatra any ambony, any amin'ny itoeran'i Kristy, Izay mipetraka eo an-tànana ankavanan'Andriamanitra."— Kolosiana 3:1 "Si donc vous êtes ressuscités avec Christ, cherchez les choses d'en...

Lire la suite

"Izay tsy niaro ny Zanani-lahy, fa natolony hamonjy antsika rehetra Izy, tsy homeny antsika miaraka aminy maimaimpoana koa va ny zavatra rehetra?"— Romana 8:32 "Lui, qui n'a point épargné son propre Fils, mais qui l'a livré pour nous tous, comment ne...

Lire la suite

"Fa raha tonga ny Mpananatra, Izay hirahiko ho aminareo avy amin'ny Ray, dia ny Fanahin'ny fahamarinana Izay mivoaka avy amin'ny Ray, dia Izy no ho vavolombelona hanambara Ahy."— Jaona 15:26 "Quand sera venu le consolateur, que je vous enverrai de la...

Lire la suite

"Misy làlana ataon'ny olona ho mahitsy, Kanjo làlana mivarina any amin'ny fahafatesana no iafarany."— Ohabolana 14:12 "Telle voie paraît droite à un homme, Mais son issue, c'est la voie de la mort."— Proverbes 14:12 "There is a way which seems straight...

Lire la suite

"Ny adala maniratsira ny famaizan-drainy; Fa izay mitandrina ny fananarana no hita ho hendry."— Ohabolana 15:5 "L'insensé dédaigne l'instruction de son père, Mais celui qui a égard à la réprimande agit avec prudence."— Proverbes 15:5 "A foolish man puts...

Lire la suite

"Mahatoky izao teny izao: Raha misy olona maniry ny asan'ny mpitandrina [episkopo], dia maniry asa tsara izy."— ITimoty 3:1 "Cette parole est certaine: Si quelqu'un aspire à la charge d'évêque, il désire une oeuvre excellente."— 1 Timothée 3:1 "This is...

Lire la suite

"Anaka, arovy ny tenanareo amin'ny sampy."— IJaona 5:21 "Petits enfants, gardez-vous des idoles."— 1 Jean 5:21 "My little children, keep yourselves from false gods."— 1 John 5:21

Lire la suite

"Fa navotany ny fanahiko mba tsy hivarina any an-davaka, ary mifaly ny aiko amin’ ny fahitana ny mazava." (Joba 33:28) "Dieu a délivré mon âme pour qu'elle n'entrât pas dans la fosse, Et ma vie s'épanouit à la lumière!" (Job 33:28) "God has delivered...

Lire la suite

"Fa sitraky ny Ray ho ao aminy no hitoeran'ny fahafenoana rehetra,"— Kolosiana 1:19 "Car Dieu a voulu que toute plénitude habitât en lui;"— Colossiens 1:19 "For God in full measure was pleased to be in him;"— Colossians 1:19

Lire la suite

"Ny olon-kendry tsy mba mampideradera fahalalana foana; [Heb. manafina fahalalana.] Fa ny fon'ny adala mamoaka fahadalana."— Ohabolana 12:23 "L'homme prudent cache sa science, Mais le coeur des insensés proclame la folie."— Proverbes 12:23 "A sharp man...

Lire la suite
1 2 3 > >>