Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"Izay mandray mpaminany, satria mpaminany izy, dia handray ny valim-pitian'ny mpaminany; ary izay mandray olona marina, satria olona marina izy, dia handray ny valim-pitian'ny olona marina."— Matio 10:41 "Celui qui reèoit un prophète en qualité de prophète...

Lire la suite

"Miravaha fahalehibiazana sy tabiha hianao, ary mitafia famirapiratana sy voninahitra." (Joba 40:10) "Orne-toi de magnificence et de grandeur, Revêts-toi de splendeur et de gloire." (Job 40:10) "Then adorn yourself with glory and splendor, and clothe...

Lire la suite

"Raha velon'ny Fanahy isika, dia aoka handeha araka ny Fanahy."— Galatiana 5:25 "Si nous vivons par l'Esprit, marchons aussi selon l'Esprit."— Galates 5:25 "If we are living by the Spirit, by the Spirit let us be guided."— Galatians 5:25

Lire la suite

"Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery; Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra; Handeha izy, nefa tsy ho reraka." (Isaia 40:31) "Mais ceux qui se confient en l'Éternel renouvellent leur force. Ils...

Lire la suite

"Ny fanahin’ ny kamo maniry, fa tsy mba mahazo; Fa ny fanahin’ ny mazoto hohatavezina." (Ohabolana 13:4) "L'âme du paresseux a des désirs qu'il ne peut satisfaire; Mais l'âme des hommes diligents sera rassasiée." (Proverbes 13:4) "A sluggard’s appetite...

Lire la suite

"Raha velon'ny Fanahy isika, dia aoka handeha araka ny Fanahy."— Galatiana 5:25 "Si nous vivons par l'Esprit, marchons aussi selon l'Esprit."— Galates 5:25 "If we are living by the Spirit, by the Spirit let us be guided."— Galatians 5:25

Lire la suite

"Mifalia amin’ i Jehovah, ry olo-marina, Ary miderà ny anarany masina." (Salamo 97:12) "Justes, réjouissez-vous en l'Éternel, Et célébrez par vos louanges sa sainteté!" (Psaumes 97:12) "Rejoice in the LORD, you who are righteous, and praise his holy name."...

Lire la suite

"Manaova soa amin’ i Ziona araka ny fahasoavanao; ataovy ny mandan’ i Jerosalema." (Salamo 51:18) "Répands par ta grâce tes bienfaits sur Sion, Bâtis les murs de Jérusalem" (Psaumes 51:18) "May it please you to prosper Zion, to build up the walls of Jerusalem."...

Lire la suite

"Fa raha isika manantena izay tsy mbola hitantsika, dia miandry amin’ ny faharetana." (Romana 8:25) "Mais si nous espérons ce que nous ne voyons pas, nous l'attendons avec persévérance." (Romains 8:25) "But if we hope for what we do not yet have, we wait...

Lire la suite

"Tamin’ ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin’ Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra." (Jaona 1:1) "Au commencement était la Parole, et la Parole était avec Dieu, et la Parole était Dieu." (Jean 1:1) "In the beginning was the Word, and the...

Lire la suite
1 2 > >>