Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"Fa raha mbola hisy koa ny farany, Dia tsy ho foana ny fanantenanao." (Ohabolana 23:18) "Car il est un avenir, Et ton espérance ne sera pas anéantie." (Proverbes 23:18) "There is surely a future hope for you, and your hope will not be cut off." (Proverbs...

Lire la suite

"Fa izay itoeran'ny harenao, dia ho any koa ny fonao."— Matio 6:21 "Car là où est ton trésor, là aussi sera ton coeur."— Matthieu 6:21 "For where your wealth is, there will your heart be."— Matthew 6:21

Lire la suite

"Fantatsika fa izay rehetra naterak'Andriamanitra dia tsy manota; fa izay naterak'Andriamanitra dia miaro ny tenany [Na: Ilay naterak'Andriamanitra no miaro azy.], ka tsy mikasika azy akory ilay ratsy."— IJaona 5:18 "Nous savons que quiconque est né de...

Lire la suite

"Izay ateraky ny nofo dia nofo; ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy."— Jaona 3:6 "Ce qui est né de la chair est chair, et ce qui est né de l'Esprit est esprit."— Jean 3:6 "That which has birth from the flesh is flesh, and that which has birth from the...

Lire la suite

"Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra."— Matio 7:21 "Ceux qui me disent: Seigneur, Seigneur! n'entreront pas tous dans le royaume des cieux,...

Lire la suite

"Aza mivily, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia; Esory amin'ny ratsy ny tongotrao."— Ohabolana 4:27 "N'incline ni à droite ni à gauche, Et détourne ton pied du mal."— Proverbes 4:27 "Let there be no turning to the right or to the left, keep...

Lire la suite

"Fa tsy misy velon-ko an'ny tenany isika, ary tsy misy maty ho an'ny tenany."— Romana 14:7 "En effet, nul de nous ne vit pour lui-même, et nul ne meurt pour lui-même."— Romains 14:7 "For every man's life and every man's death has a relation to others...

Lire la suite

"fa araka ny fahamasinan'Ilay niantso anareo, dia aoka mba ho masina koa hianareo amin'ny fitondrantena rehetra,"— IPetera 1:15 "Mais, puisque celui qui vous a appelés est saint, vous aussi soyez saints dans toute votre conduite,"— 1 Pierre 1:15 "But...

Lire la suite

"Raha velon'ny Fanahy isika, dia aoka handeha araka ny Fanahy."— Galatiana 5:25 "Si nous vivons par l'Esprit, marchons aussi selon l'Esprit."— Galates 5:25 "If we are living by the Spirit, by the Spirit let us be guided."— Galatians 5:25

Lire la suite

"Fa Izaho Jehovah Andriamanitrao no mitantana ny tananao ankavanana, dia ilay manao aminao hoe: Aza matahotra, Izaho no hamonjy anao." (Isaia 41:13) "Car je suis l'Éternel, ton Dieu, Qui fortifie ta droite, Qui te dis: Ne crains rien, Je viens à ton secours."...

Lire la suite
1 2 > >>