Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"Matokia an'i Jehovah mandrakizay, fa Jehovah Tompo no Vatolampy mandrakizay." (Isaia 26:4) "Confiez-vous en l'Éternel à perpétuité, Car l'Éternel, l'Éternel est le rocher des siècles." (Esaïe 26:4) "Trust in the LORD forever, for the LORD, the LORD himself,...

Lire la suite

"Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery; Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra; Handeha izy, nefa tsy ho reraka." (Isaia 40:31) "Mais ceux qui se confient en l'Éternel renouvellent leur force. Ils...

Lire la suite

"Avy amin'i Jehovah no mahalavorary ny dian'ny olona, ka Izy no mankasitraka ny lalany." (Salamo 37:23) "L'Éternel affermit les pas de l'homme, Et il prend plaisir à sa voie." (Psaumes 37:23) "The LORD makes firm the steps of the one who delights in him."...

Lire la suite

"Ka hararaoty ny andro azo anaovan-tsoa, fa ratsy izao fiainana izao." (Efesiana 5:16) "Rachetez le temps, car les jours sont mauvais." (Ephésiens 5:16) "Making the most of every opportunity, because the days are evil." (Ephesians 5:16)

Lire la suite

"Tsarovy ny hankalaza ny asany, Izay efa nataon'ny olona an-kira." (Joba 36:24) "Souviens-toi d'exalter ses oeuvres, Que célèbrent tous les hommes." (Job 36:24) "Remember to extol his work, which people have praised in song." (Job 36:24)

Lire la suite

"Misaora an'i Jehovah, ny asany rehetra eran'ny fanjakany; Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko." (Salamo 103:22) "Bénissez l'Éternel, vous toutes ses œuvres, Dans tous les lieux de sa domination! Mon âme, bénis l'Éternel." (Psaumes 103:22) "Praise the LORD,...

Lire la suite

"Indro, Andriamanitra miasa amin'ny heriny mampiseho ny fisandratany; Iza no mby mpampianatra tahaka Azy?" (Joba 36:22) "Dieu est grand par sa puissance; Qui saurait enseigner comme lui?" (Job 36:22) "God is exalted in his power. Who is a teacher like...

Lire la suite

"Ny hevitra rehetra dia aorin'ny fisainana, Ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady." (Ohabolana 20:18) "Les projets s'affermissent par le conseil; Fais la guerre avec prudence." (Proverbes 20:18) "Plans are established by seeking advice; so...

Lire la suite

"Ny famindram-pon'i Jehovah no tsy nahalany ritra antsika, fa tsy mitsahatra ny fiantrany." (Fitomaniana 3:22) "Les bontés de l'Éternel ne sont pas épuisés, Ses compassions ne sont pas à leur terme." (Lamentations 3:22) "Because of the LORD’s great love...

Lire la suite

"Lehibe ny asan'i Jehovah, Ka dinihin'izay rehetra mankasitraka azy." (Salamo 111:2) "Les oeuvres de l'Éternel sont grandes, Recherchées par tous ceux qui les aiment." (¨Psaumes 111:2) "Great are the works of the LORD; they are pondered by all who delight...

Lire la suite