Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"Ry rahalahiko, ny aviavy va mety mamoa voan'oliva, na ny voaloboka mamoa voan'aviavy? Toy izany ny rano masirasira tsy mba ivoahan'ny mamy."— Jakoba 3:12 "Un figuier, mes frères, peut-il produire des olives, ou une vigne des figues? De l'eau salée ne...

Lire la suite

"Toy izany koa no nandidian’ ny Tompo, fa izay mitory ny filazantsara dia hahazo fivelomana amin’ ny filazantsara." (1 Korintiana 9:14) "De même aussi, le Seigneur a ordonné à ceux qui annoncent l'Évangile de vivre de l'Évangile." (1 Corinthiens 9:14)...

Lire la suite

"Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery; Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra; Handeha izy, nefa tsy ho reraka." (Isaia 40:31) "Mais ceux qui se confient en l'Éternel renouvellent leur force. Ils...

Lire la suite

"Izay mino Ahy, dia hisy onin'ny rano velona hiboiboika avy ao an-kibony, araka ny voalazan'ny Soratra Masina."— Jaona 7:38 "Celui qui croit en moi, des fleuves d'eau vive couleront de son sein, comme dit l'Ecriture."— Jean 7:38 "He who has faith in me,...

Lire la suite

"Ary na dia omeko hohanin'ny malahelo aza ny fananako rehetra, ary na dia atolotro hodorana aza ny tenako, kanefa tsy manana fitiavana aho, dia tsy mahasoa ahy akory izany."— IKorintiana 13:3 "Et quand je distribuerais tous mes biens pour la nourriture...

Lire la suite

"Misaotra an'Andriamantra, Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika, izahay amin'ny fangatahanay mandrakariva ho anareo,"— Kolosiana 1:3 "Nous rendons grâces à Dieu, le Père de notre Seigneur Jésus-Christ, et nous ne cessons de prier pour vous,"— Colossiens 1:3...

Lire la suite

"Ary amin'izany ny marina dia hamirapiratra tahaka ny masoandro any amin'ny fanjakan'ny Rainy. Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino."— Matio 13:43 "Alors les justes resplendiront comme le soleil dans le royaume de leur Père. Que celui qui a des oreilles...

Lire la suite

"Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery; Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra; Handeha izy, nefa tsy ho reraka." (Isaia 40:31) "Mais ceux qui se confient en l'Éternel renouvellent leur force. Ils...

Lire la suite