Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"Ankino amin’ i Jehovah ny làlanao, ary matokia Azy, fa hataony tanteraka." (Salamo 37:5) "Recommande ton sort à l'Éternel, Mets en lui ta confiance, et il agira." (Psaumes 37:5) "Commit your way to the LORD; trust in him and he will do this." (Psalm...

Lire la suite

"Dia ho fantatrareo fa ao afovoan'ny Isiraely Aho, Ary Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, fa tsy misy hafa; Ary tsy ho menatra mandrakizay ny oloko."— Joela 2:27 "Et vous saurez que je suis au milieu d'Israël, Que je suis l'Eternel, votre Dieu, et qu'il...

Lire la suite

"Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana; fa izy no hovokisana."— Matio 5:6 "Heureux ceux qui ont faim et soif de la justice, car ils seront rassasiés!"— Matthieu 5:6 "Happy are those whose heart's desire is for righteousness: for they will have...

Lire la suite

"Fantatsika fa izay rehetra naterak'Andriamanitra dia tsy manota; fa izay naterak'Andriamanitra dia miaro ny tenany [Na: Ilay naterak'Andriamanitra no miaro azy.], ka tsy mikasika azy akory ilay ratsy."— IJaona 5:18 "Nous savons que quiconque est né de...

Lire la suite

"Izay mino Ahy, dia hisy onin'ny rano velona hiboiboika avy ao an-kibony, araka ny voalazan'ny Soratra Masina."— Jaona 7:38 "Celui qui croit en moi, des fleuves d'eau vive couleront de son sein, comme dit l'Ecriture."— Jean 7:38 "He who has faith in me,...

Lire la suite