Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

"Indro, sambatra ny zanak’ olombelona izay anarin’ Andriamanitra, koa aza atao ho zavatra kely ny famaizan’ ny Tsitoha" (Joba 5:17) "Heureux l'homme que Dieu châtie! Ne méprise pas la correction du Tout Puissant." (Job 5:17) "Blessed is the one whom God...

Lire la suite

"Izany Andriamanitra izany no mampisikina hery ahy sy manamarina ny alehako." (Salamo 18:32) "C'est Dieu qui me ceint de force, Et qui me conduit dans la voie droite." (Psaumes 18:32) "It is God who arms me with strength and keeps my way secure." (Psalm...

Lire la suite

"Matokia an’ i Jehovah amin’ ny fonao rehetra, Fa aza miankina amin’ ny fahalalanao." (Ohabolana 3:5) "Confie-toi en l'Éternel de tout ton coeur, Et ne t'appuie pas sur ta sagesse" (Proverbes 3:5) "Trust in the LORD with all your heart and lean not on...

Lire la suite

"Ary hamafy eny an-tsaha izy Sady hanao tanimboaloboka Ka hahazo vokatra be." (Salamo 107:37) "Ils ensemencent des champs, plantent des vignes, Et ils en recueillent les produits." (Psaumes 107:37) "They sowed fields and planted vineyards that yielded...

Lire la suite

"Fa navotany ny fanahiko mba tsy hivarina any an-davaka, ary mifaly ny aiko amin’ ny fahitana ny mazava." (Joba 33:28) "Dieu a délivré mon âme pour qu'elle n'entrât pas dans la fosse, Et ma vie s'épanouit à la lumière!" (Job 33:28) "God has delivered...

Lire la suite

"Izay miasa ny taniny dia ho voky hanina; Fa izay manaraka ny olom-poana dia tsy ampy saina." (Ohabolana 12:11) "Celui qui cultive son champ est rassasié de pain, Mais celui qui poursuit des choses vaines est dépourvu de sens." (Proverbes 12:11) "Those...

Lire la suite

"Ry malala, mangataka aho mba hambinina sy ho salama amin’ ny zavatra rehetra anie hianao, tahaka izay anambinana ny fanahinao ihany." (3 Jaona 1:2) "Bien-aimé, je souhaite que tu prospères à tous égards et sois en bonne santé, comme prospère l'état de...

Lire la suite

"Fa tsy nomen’ Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena." (2 Timoty 1:7) "Car ce n'est pas un esprit de timidité que Dieu nous a donné, mais un esprit de force, d'amour et de sagesse." (2 Timothée 1:7) "For the...

Lire la suite

"Ny hevitra rehetra dia aorin’ ny fisainana, Ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady." (Ohabolana 20:18) "Les projets s'affermissent par le conseil; Fais la guerre avec prudence." (Proverbes 20:18) "Plans are established by seeking advice; so...

Lire la suite

"Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay manome fahazotoana ho ao am-pon’ i Titosy ho anareo mitovy amin’ ny ahy." (II Korintiana 8:16) "Grâces soient rendues à Dieu de ce qu'il a mis dans le cœur de Tite le même empressement pour vous" (2 Corinthiens 8:16)...

Lire la suite
1 2 > >>